Maty sa velona ve Ra8 ?

Nampidirin'i tsingevana | 20 Mar, 2009

Mahalasa eritreritra hoy izahay ity andro tsy mety mihiratra ity?

Fa raha iny mbola nametram-panontanina samy irey iny aho ry ireto dia nanokatra baiboly Katolika( ilay version farany souple) ka ninajera t@ testamenta vaovao p 93 ka tonga di nijery ny 2 è colonne ambony ary, ka Lioka 10 : 13 -15 izany no nianjerako, misy conordance any @ Matio izy io ka teo ambony mihitsy ilay izy dia ny Mt 11 : 21-24,

Mba topazo maso anie ny baibolinao rah misy eo ankaikinao na mitadiava fa ho lasa fisainana iano.

Ny Tany Ethiopie nandalo famaizana raha namono mpitondra fanjkàna, ry zareo frantsay regicide moa tsy tenenina intsony fa nifamono antrano avy eo ary tonga koa ny famine 200 ans.

Ka manahy aho ry reto ?